|
|
|
|

Teny iditra1  valiha jihy vy
Singan-teny  2 valiha, 3 vy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 volo ihany ny vatany fa tariby kosa ny tadiny (jihim-baliha no ilantsoan' ny Ntaolo ny tadiny amin' izay). [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09